|
\v 27 Dila ndreka Jesosy sy ny mpianane ninga akagne amin'ny tananan'i Kaisara Filipo. Takegne anketogna de nagnadina anjarô Ize. Mbaran'olona zove ma ao? \v 28 Nise nizaka :"Jaona mpagnano batisa", ny sasane nizaka oe: "Elia" ary ny sasane indreka: "Reka aman'ny mpaminagne." |