jks222111_bzc_mrk_text_reg/14/47.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 47 Nireka amanjarô nisangana teô maivorivo de namôka fedina ka naafaka ny tadignilae mpiasan'ny mpisorona be. \v 48 De oy Jesosy tamanjarô: ''Tonga anambotra Anaa anarô kara olona anambotra dalo, miaraka amana fediana sy raa marangitra. \v 49 Tiô aminarô isan'andro Ao, nampianatra takiô antokontan'ny tempole, sinosamborinarô. Fa izô no tonga de mba atanteraka ny Soratra Masina. \v 50 Ary ireo reetra niaraka tamin'i Jesosy de niala tamananze ary nivone.