jks222111_bzc_mrk_text_reg/06/53.txt

1 line
230 B
Plaintext

\v 53 Ary tongaaa takô Genesareta zarô ka nangiana takô. \v 54 Ary reefa nandrorogna ny sambo bitika zarô de fantan'olona takô Jesosy. \v 55 De nandia takegny reetra tegny zarô ka nandô tiô aman'izay nise ananje ny marare.