jks222111_bzc_mrk_text_reg/06/33.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 33 Maro reo olona maitanazy reo ka nafantatra aze, ary nise ny niazakazaka niala ny tanànany, ary ninga aloanjarô aman'ny izay ingany. \v 34 Refa ninga takô andragno Jesosy de naita anaze reo kara ondry tsy managna mpiambina. Ary de nanomboka nampianatra raa lalina anjarô Ize.