jks222111_bzc_mrk_text_reg/06/30.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 30 Ireo apostole kosa, de niaraka abe nagnodidina tiô aman'i Jesosy, ka nagnatoro izay nanine sy izay nampenarine izireo. \v 31 Fa oy Jesosy: "Andô sena iaraka any ambadika de niala robiana bitaka ." Fa lalina ny olona nisavoesavoe, ary izarô de tsy nanagna fotoana inanana raanina se. \v 32 De ninga antsambo bitika izarô mba inga aman'ny toerana mangingina.