jks222111_bzc_mrk_text_reg/06/26.txt

1 line
493 B
Plaintext

\v 26 De nangoraka ny mpanjaka, nefa tiô amason'ny olona nansovana, tsy afaka niala taman'ny fanta izay naniny ize. \v 27 De nibeko mpiambina reka ny mpanjaka itondra ny loan'i Jaona ho akagny amananje. \v 28 Ary ilay mpiambina nanapaka ny loan'i Jaona tao andragno mizina. Nandô takiô agnatin'ny kope izane a''ry nagnome izany taman-drazazaviave, ary natolony ani mamany zane. \v 29 Fa ny mpianatr'i Jaona; raa nafantatra izane de nangalaka ny nofone ka nagnombela azy tao agnatiny fasana.