jks222111_bzc_mrk_text_reg/06/21.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 21 Fa tamin'ny vaninandro niveregnan'ny nateraka an'i Heroda izay noeveriny fa fotoana tsara, de nagnano fagnangiana ho an'ny olomavente sy ireo manamboninahitra ary ireo olona manana haza takô Galilia ny mpanjaka. \v 22 De niditra ny efitra tragno fagnangiana ny zanaka viaven'i Herodiasy sy reo olona mangiana mba andihy. Ary faly de faly Heroda ka nizaka taman'ny razazaviave: "Laoe izay tegna tinô fa ameko anô zane."