\v 13 \v 14 Avy tiô Jesosy de nivoaka ka nandea okagne amoron-dranomasina. Ary nagnaraka ananje ny olona, ary nampianariny izarô. Ary raa nandalo Ize, ka naita an'i Leve Zanak'i Alfeo tegne amin'ny toerana fanangonana karatra de mizaka taminy oe: "Andô agnaraka anà." De nisangana i Leve ka nanaraka anaze.