\v 3 \v 4 De nise lilae laligna be nagnatogna Anaze izay nitondra maleme reka; izay notakonin'olona efadae. Ary satria si afaka nagnatogna an'i Jesosy izarô nony alalignan'ny vahoaka, de niakatra tagne an-tafotragno hangalaka ny tafo izarô ka nam-pandrognony ilay lilae malelme taminy fandriane tiô anatrehanỳ Jesosy.