\v 31 Tonga tiô avelagne tiô ny reniny sy ny ralahiny ary nampagnatso Azy. \v 32 Ary nipetraka magnodidigna an'i Jesosy ny olona marobe. Ary nise nizaka taminy: "Fa miaragna ananje ao ivelagne ao ny reniny sy ny ralahiny."