\v 5 Vingitra Jesosy nony ditran'ny olona ireo de nasene namparin'ilay lilaeny tagnane de afaka. \v 6 Naregne an'izane ny Fariseo de niala malade niaraka tamin'ireo Herodiana niaragna hevitra hafaty Azy.