Tue Dec 13 2016 15:06:33 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-13 15:06:34 +03:00
parent c09a6088dd
commit f181f80be4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 6 \v 1 Ary Jesosy de nialaio toerana io ka namonzy ny tanindrazane, ary de nomba ananje ny mpianany. \v 2 Ary raa ave ny andro Sabata de nampianatra tamn'ny Synagoga Ize. Lalina no nagnana ny olona nitene ananje ka nizaka oe: "Ave takaza izo raa maro izô?" "Avekaza ny faendreny?" "Ino no hagnanovane raa mamagnana karanizane?" \v 3 "Sy zanakam-pandrafitra ve io? Sy zanaky Mary ve igne? Sy tambokoreka aman'i Zakoba sy Josesy sy Jodasy ary Simona? Ireo anakaviny ve sy miaraka amansena aketo?" Fantansena. Ary somary tafatoina taman'i Jesosy izarô.
\c 6 \v 1 Ary Jesosy de nialaio toerana io ka namonzy ny tanindrazane, ary de nomba ananje ny mpianany. \v 2 Ary raa ave ny andro Sabata de nampianatra tamn'ny Synagoga Ize. Lalina no nagnana ny olona nitene ananje ka nizaka oe: "Ave takaza izo raa maro izô?" "Avekaza ny faendreny?" "Ino no hagnanovane raa mamagnana karanizane?" \v 3 "Sy ile mpandrafitra ve io, sy zanaky Mary ve igne ary tambokoreka aman'i Zakoba sy Josesy sy Jodasy ary Simona? Ireo anakaviny ve sy miaraka amansena aketo?" Fantansena. Ary somary tafatoina taman'i Jesosy izarô.