Thu Dec 15 2016 14:40:10 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-15 14:40:11 +03:00
parent 2fb9ae4673
commit ea3fa1f1a4
5 changed files with 14 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 \v 16 De nagnatona tavirana Ize ary nantsovane ireo tiane hiarakamananje de nakiô aminy ireo. Roambinifolo no isan-jarô, izay alefany hetore miaraka amin'ny faefana handroaka ny devoly. Togna aby izarô roambinifolo izay nofidine: Simona, izay antsovana oe Petera,
\v 13 \v 14 \v 15 De nagnatona tavirana Ize ary nantsovane ireo tiane hiarakamananje de nakiô aminy ireo. Roambinifolo no isan-jarô, izay alefany hetore miaraka amin'ny faefana handroaka ny devoly. \v 16 Togna aby izarô roambinifolo izay nofidine: Simona, izay antsovana oe Petera,

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 \v 19 tiô koa Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona ralahany, izay namene anarana oe Boanarijesy izay midika ho zana-baratra, Andre, Filipo, Bartolomeo, Matio, Tomasy, Jakoba zanak'i Alfeo, Tadeo, Simona kananita ary farany i Jodasy Iskariota izay namadika an'i Jesosy.
\v 17 tiô koa Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona ralahany, izay namene anarana oe Boanarijesy izay midika ho zana-baratra, \v 18 Andre, Filipo, Bartolomeo, Matio, Tomasy, Jakoba zanak'i Alfeo, Tadeo, Simona kananita ary farany \v 19 i Jodasy Iskariota izay namadika an'i Jesosy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 \v 22 Raha tonga takagne andragno izarô de avindreka ny olona maro tonga tiô amanje ka siafaka niinana zarô. Raha naregne zava-niseo takagne zarô fianakaviene Jesosy de ave zarô ananje. Ary ny mpitondra fanjakana kosa izay nandrorogna avy takagne Jerosalema de nizaka fa: "Manana devoly Ize de Beslizeboba", ka, "io mpanjaka ny demonia io no hanoravane ny demonia."
\v 20 Raha tonga takagne andragno izarô de avindreka ny olona maro tonga tiô amanje ka siafaka niinana zarô. \v 21 Raha naregne zava-niseo takagne zarô fianakaviene Jesosy de ave zarô ananje. \v 22 Ary ny mpitondra fanjakana kosa izay nandrorogna avy takagne Jerosalema de nizaka fa: "Manana devoly Ize de Beslizeboba", ka, "io mpanjaka ny demonia io no hanoravane ny demonia."

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 \v 25 De nangian'i Jesosy izarô ka nozakene tamin'ny alàlan'ny fagnoarana oe: "nahoana no afahan'i Satana mandroaka an'i Satana? Ra misy fanjakana miade andragno de orava izane. Ary ra misy miaratrano miade andragno de si maaritra izane.
\v 23 \v 24 De nangian'i Jesosy izarô ka nozakene tamin'ny alàlan'ny fagnoarana oe: "nahoana no afahan'i Satana mandroaka an'i Satana? Ra misy fanjakana miade andragno de orava izane. \v 25 Ary ra misy miaratrano miade andragno de si maaritra izane.

View File

@ -68,6 +68,15 @@
"02-20",
"02-22",
"02-23",
"02-25"
"02-25",
"02-27",
"03-01",
"03-03",
"03-05",
"03-07",
"03-09",
"03-11",
"03-17",
"03-20"
]
}