Tue Dec 13 2016 11:37:56 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-13 11:37:57 +03:00
parent 2524099e42
commit dbfcfe2be7
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 Nifoa mandrenabe, raa pola mizimizigna ny andro; miala takiô Ize ka nandiaa takagne aman'ny toerana gign ary nivavaka tiô. \v 36 Niaragna anaze Simona sy ireo marobe niaraka taminy. \v 37 Ary raa naita ananje izarô de nizaka taminy: "Miaragna anô ny olona marobe."
\v 35 Nifoa mandrenabe Jesosy, raa pola mizimizigna ny andro; miala takiô Ize ka nandiaa takagne aman'ny toerana gign ary nivavaka tiô. \v 36 Niaragna anaze Simona sy ireo marobe niaraka taminy. \v 37 Ary raa naita ananje izarô de nizaka taminy: "Miaragna anô ny olona marobe."

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 \v 25 Ary nifanta ize taman'izane: "Ameko anô zegne angnaoenô, eka, fa na de antsasaka ny fanjakako aza." De nivoaka ny efitra tragno razazaviave ka nagnadina evitra tamandreniny: "Inona no tokony ilaoko aminy
\v 23 \v 24 \v 25 Ary nifanta ize taman'izane: "Ameko anô zegne angnaoenô, eka, fa na de antsasaka ny fanjakako aza." De nivoaka ny efitra tragno razazaviave ka nagnadina evitra tamandreniny: "Inona no tokony ilaoko aminy?" Ny mamany nama