Thu Dec 15 2016 18:08:11 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-15 18:08:12 +03:00
parent a39896789d
commit b5c619912a
6 changed files with 9 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 Ny voa sasane niparaka tamana tany maleme ka lalina isine tiô ampitomboana ary nialalina, nysasane nitombo telopolo avoene, ny sasane enimpolo, ny sasane zato." Ary oy ize oe: "Izay manan-tadigne andô miteno, aoka ize hiteno."
\v 8 Ny voa sasane niparaka tamana tany maleme ka lalina isine tiô ampitomboana ary nialalina, nysasane nitombo telopolo avoene, ny sasane enimpolo, ny sasane zato." \v 9 Ary oy ize oe: "Izay manan-tadigne andô miteno, aoka ize hiteno."

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Raa ireka Jesosy, irô zae marivo ananje sy irô mpianata roambinifolo nagnadina ananje momba an'io ohatra io. Hoy Ize tamanjarô: "Oamanarô no nagnatoroana raa tsy hita aman'ny Fanjakan'Andriamanitra fa amanjarô afa arỳ de ohatra daholo. Ka aman'ny fotoana angnintegnana zarô, nefa simaita ary aman'ny fotoana hitonoana zarô, de iteno, nefa sia fantatra, na magneke zarô de Andriamanitra mintia ananje"
\v 10 Raa ireka Jesosy, irô zae marivo ananje sy irô mpianata roambinifolo nagnadina ananje momba an'io ohatra io. \v 11 Hoy Ize tamanjarô: "Oamanarô no nagnatoroana raa tsy hita aman'ny Fanjakan'Andriamanitra fa amanjarô afa arỳ de ohatra daholo. \v 12 Ka aman'ny fotoana angnintegnana zarô, nefa simaita ary aman'ny fotoana hitonoana zarô, de iteno, nefa sia fantatra, na magneke zarô de Andriamanitra mintia ananje"

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Ary oy ize taminy: " Sy enarô va zane ohatra izane? Aninarô ino afantaranarô ny ohatra afa maro? Ny mpampiaraka de nampiaraka zaka. Ny sasane niparaka tanketogna, ary reefa niparaka ny zaka. Ary raa regninzarô izane, de tonga malade ny Devoly ary nangalatra zaka voaparaka tamajarô.
\v 13 Ary oy ize taminy: " Sy enarô va zane ohatra izane? Aninarô ino afantaranarô ny ohatra afa maro? \v 14 Ny mpampiaraka de nampiaraka zaka. \v 15 Ny sasane niparaka tanketogna, ary reefa niparaka ny zaka. Ary raa regninzarô izane, de tonga malade ny Devoly ary nangalatra zaka voaparaka tamajarô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 Ny sasagne niparaka tamana tanebe vatovato, ary zegny naregne ny zaka, de nitana izane tampifaliana. Ary sinise vaany izireo, navandry fotoana bitika fosine. Raa ave ny fisapana sy ady noho ny zaka, de lavo malade izarô.
\v 16 Ny sasagne niparaka tamana tanebe vatovato, ary zegny naregne ny zaka, de nitana izane tampifaliana. \v 17 Ary sinise vaany izireo, navandry fotoana bitika fosine. Raa ave ny fisapana sy ady noho ny zaka, de lavo malade izarô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 \v 20 Ny sasagne niparaka tamana tane nisy aitra. Tonoanjarô ny zaka, fa ny fitiavanen'ezô tontolo izô, ny fitiavana fanagnana, ary ny fagniriany raa maro karazana, tafiditra ka namia ilay zaka, ka simise isine. Fa nise my reo sasany voaparaka takegny aminy tany malemenaregne ny zaka zarô ary nitana anizane ary nise isine, ny sasane enimpolo, ny sasane zato.
\v 18 \v 20 Ny sasagne niparaka tamana tane nisy aitra. Tonoanjarô ny zaka, \v 19 fa ny fitiavanen'ezô tontolo izô, ny fitiavana fanagnana, ary ny fagniriany raa maro karazana, tafiditra ka namia ilay zaka, ka simise isine. Fa nise my reo sasany voaparaka takegny aminy tany malemenaregne ny zaka zarô ary nitana anizane ary nise isine, ny sasane enimpolo, ny sasane zato.

View File

@ -87,6 +87,10 @@
"04-01",
"04-03",
"04-06",
"04-08",
"04-10",
"04-13",
"04-16",
"09-47",
"09-49",
"10-05",