Tue Dec 13 2016 15:18:33 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-13 15:18:34 +03:00
parent 17a890419b
commit 9b352a619e
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 25 Ary nifanta ize taman'izane: "Ameko anô zegne angnaoenô, eka, fa na de antsasaka ny fanjakako aza." \v 24 De nivoaka ny efitra tragno razazaviave ka nagnadina evitra tamandreniny: "Inona no tokony ilaoko aminy?" Ny mamany namale oe: "Ny loan'i Jaona mpagnano batisa no angaoenô." Ave atragne de nierigna takagny aman'ny mpanjaka ize nagnatoro ny nangaoeny oe: "Ny loan'i Jaona mpagnano batisa amena anaa ave atrany eo agnaty kope.
\v 23 Ary nifanta ize taman'izane: "Ameko anô zegne angnaoenô, eka, fa na de antsasaka ny fanjakako aza." \v 24 De nivoaka ny efitra tragno razazaviave ka nagnadina evitra tamandreniny: "Inona no tokony ilaoko aminy?" Ny mamany namale oe: "Ny loan'i Jaona mpagnano batisa no angaoenô." \v 25 Tiô de takiô my de nierigna takagny aman'ny mpanjaka ize nagnatoro ny nangaoeny oe: "Ny loan'i Jaona mpagnano batisa amena anaa ave atrany eo agnaty kope.

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 \v 27 \v 28 \v 29 De nangoraka ny mpanjaka, nefa tiô amason'ny olona nansovana, tsy afaka niala taman'ny fanta izay naniny ize. De nibeko mpiambina reka ny mpanjaka itondra ny loan'i Jaona ho akagny amananje. Ary ilay mpiambina nanapaka ny loan'i Jaona tao andragno mizina. Nandô takiô agnatin'ny kope izane a''ry nagnome izany taman-drazazaviave, ary natolony ani mamany zane. Fa ny mpianatr'i Jaona; raa nafantatra izane de nangalaka ny nofone ka nagnombela azy tao agnatiny fasana.
\v 26 \v 28 \v 29 De nangoraka ny mpanjaka, nefa tiô amason'ny olona nansovana, tsy afaka niala taman'ny fanta izay naniny ize. \v 27 De nibeko mpiambina reka ny mpanjaka itondra ny loan'i Jaona ho akagny amananje. Ary ilay mpiambina nanapaka ny loan'i Jaona tao andragno mizina. Nandô takiô agnatin'ny kope izane a''ry nagnome izany taman-drazazaviave, ary natolony ani mamany zane. Fa ny mpianatr'i Jaona; raa nafantatra izane de nangalaka ny nofone ka nagnombela azy tao agnatiny fasana.