Thu Dec 15 2016 15:56:10 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-15 15:56:12 +03:00
parent d274385228
commit 8f500dce51
4 changed files with 7 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 Zazeko amanarô marina tokôtra fa siiditra ny Fanjakan'Andriamanitra se izegne simiova kara zamadinia. Ary de nalegne ireo zamadinika reo ka nosofine rano sade nitafine tagnana.
\v 15 Zazeko amanarô marina tokôtra fa siiditra ny Fanjakan'Andriamanitra se izegne simiova kara zamadinia." \v 16 Ary de nalegne ireo zamadinika reo ka nosofine rano sade nitafine tagnana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 \v 19 Ary reefa nande tegne anketogna Jesosy de nise lilae niazakazaka ka nentongaleka tiô amasone ka nagnadina ananje oe: "Ry mpampianatra sara ô! ino no atôko mba adoavako ny fiegnana mandrakize?" Jesosy namale ananje nagnao oe: " Nagi no zakenô fa sara Ao?" Simise sara afasy Andriamanitra reka. Fantanô ny lalàna oe: "Aza mamono olona, aza mizangazanga, aza mangalatra, aza misangana vavolombelona mamese, seampavignitra olona, ajao ny iabanô sy ny reninô.
\v 17 Ary reefa nande tegne anketogna Jesosy de nise lilae niazakazaka ka nentongaleka tiô amasone ka nagnadina ananje oe: "Ry mpampianatra sara ô! ino no atôko mba adoavako ny fiegnana mandrakize?" \v 18 Jesosy namale ananje nagnao oe: " Nagi no zakenô fa sara Ao?" Simise sara afasy Andriamanitra reka. \v 19 Fantanô ny lalàna oe: "Aza mamono olona, aza mizangazanga, aza mangalatra, aza misangana vavolombelona mamese, seampavignitra olona, ajao ny iabanô sy ny reninô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 \v 22 De namale ize: "Mpampianatra ô, efa nekeko daolo rataman'ny fazazako izegne. Nagnitingna ananje Jesosy ary tiananje. Ary oy Ize: "Mise raa siampe akô amanô. Mandeana amidio zegne anagnanô, amôn'ny maatra ny vidine de anagna taire any andagnitra anô. De mingaty magnaraka anaa." Fa tôina taman'izegne fizakana izegne ity lilae ity ka niala tamana alaelo be sade nande satria managna fanagnana laligna be ize.
\v 20 De namale ize: "Mpampianatra ô, efa nekeko daolo rataman'ny fazazako izegne. \v 21 Nagnitingna ananje Jesosy ary tiananje. Ary oy Ize: "Mise raa siampe akô amanô. Mandeana amidio zegne anagnanô, amôn'ny maatra ny vidine de anagna taire any andagnitra anô. De mingaty magnaraka anaa." \v 22 Fa tôina taman'izegne fizakana izegne ity lilae ity ka niala tamana alaelo be sade nande satria managna fanagnana laligna be ize.

View File

@ -79,6 +79,9 @@
"03-17",
"03-20",
"03-23",
"03-26"
"03-26",
"10-15",
"10-17",
"10-20"
]
}