Fri Dec 09 2016 14:57:18 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-09 14:57:19 +03:00
parent 8ed86ab1e6
commit 7d2659d8bb
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 2 \v 1 \v 2 Raha tonga tio Kaperinaomy Jesosy, afaka andro visivise, taminizané anefa de sy nise toerana malalaka intsone tio andragno nade tio ambarangarona aza, nanambara tamin-jarô ny tenin'Andriamanitra Ize. De nise lilae laligna be nagnatogna Anaze izay nitondra maleme reka; izay notakonin'olona efadae. Ary satria si afaka nagnatogna an'i Jesosy izarô nony alalignan'ny vahoaka, de niakatra tagne an-tafotragno hangalaka ny tafo izarô ka nam-pandrognony ilay lilae malelme taminy fandriane sio anatrehan
\c 2 \v 1 \v 2 Raha tonga tio Kaperinaomy Jesosy, afaka andro visivise, taminizané anefa de sy nise toerana malalaka intsone tio andragno nade tio ambarangarona aza, nanambara tamin-jarô ny tenin'Andriamanitra Ize.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 \v 4 De nise lilae laligna be nagnatogna Anaze izay nitondra maleme reka; izay notakonin'olona efadae. Ary satria si afaka nagnatogna an'i Jesosy izarô nony alalignan'ny vahoaka, de niakatra tagne an-tafotragno hangalaka ny tafo izarô ka nam-pandrognony ilay lilae malelme taminy fandriane sio anatrehanỳ Jesosy.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Raha naita ny finoan-jarô, Jesosy de nizaka oe: