diff --git a/08/35.txt b/08/35.txt index 3a47d11..a37c400 100644 --- a/08/35.txt +++ b/08/35.txt @@ -1 +1 @@ -\v 35 \v 37 Zegne te amonje ny negnanaze de averenaze fa zay mafoe ny egnanaze noony filazasara no avonje ananje. \v 36 Fa ino anefa no tombotsoa azon'olona raa maazo zô tontolo zô, anefa vere ny fagnaine? Ino no amen'olona o takalon'izane? \ No newline at end of file +\v 35 Zegne te amonje ny negnanaze de averenaze fa zay mafoe ny egnanaze noony filazasara no avonje ananje. \v 36 Fa ino anefa no tombotsoa azon'olona raa maazo zô tontolo zô, anefa vere ny fagnaine? \v 37 Ino no amen'olona o takalon'izane? \ No newline at end of file diff --git a/09/01.txt b/09/01.txt index dd95750..db7b6d3 100644 --- a/09/01.txt +++ b/09/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 9 \v 1 \v 2 \v 3 Ary oy Ize taminjarô: "Zakeko amanarô marina mafe fa mise amanarô zegne misangana aketô de siagnandrana izane faafatesana izane meloan'ny aitanjarô ny fahatongavan'ny Fanjakan'Andremanitra zegne oave aman'ny ery leibe." Are eninandro tatỳ afara de nandôn'i Jesosy i Petera sy Jakoba ary Jaona tegne aman'ny tavirana, ambone, ary zarô manokana no takagne. Reefa ave tiô de niova tareine tiô amasonjarô Ize. Ny akanjone de niova nangilangilatra no sade mazava ary fose indrindra, fose tafoatra ny raa nifosiana indrindra taketo ambon'ny tane. \ No newline at end of file +\c 9 \v 1 Ary oy Ize taminjarô: "Zakeko amanarô marina mafe fa mise amanarô zegne misangana aketô de siagnandrana izane faafatesana izane meloan'ny aitanjarô ny fahatongavan'ny Fanjakan'Andremanitra zegne oave aman'ny ery leibe." \v 2 Are eninandro tatỳ afara de nandôn'i Jesosy i Petera sy Jakoba ary Jaona tegne aman'ny tavirana, ambone, ary zarô manokana no takagne. Reefa ave tiô de niova tareine tiô amasonjarô Ize. \v 3 Ny akanjone de niova nangilangilatra no sade mazava ary fose indrindra, fose tafoatra ny raa nifosiana indrindra taketo ambon'ny tane. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index b615361..ffe4668 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -169,6 +169,9 @@ "08-29", "08-31", "08-33", + "08-35", + "08-38", + "09-01", "09-47", "09-49", "10-05",