Thu Dec 15 2016 18:28:11 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-15 18:28:12 +03:00
parent be4edf1f69
commit 6c41e70fce
6 changed files with 9 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 16 Ary nagnantso olona maro hagnatogna Ananje indreka Ize ka nizaka taminy oe: "Mitonoa ana anarô rehetra, ka fantaro. \v 15 Sy ny raha reetra ave eo ivelane izae miditra ao agnatin'ny olona no mandoto azy, fa izay mivôka ave ao agnate ny olona no maaloto aze." Izae managna tadigne ôka ize iteno.
\v 14 Ary nagnantso olona maro hagnatogna Ananje indreka Ize ka nizaka taminy oe: "Mitonoa ana anarô rehetra, ka fantaro. \v 15 Sy ny raha reetra ave eo ivelane izae miditra ao agnatin'ny olona no mandoto azy, fa izay mivôka ave ao agnate ny olona no maaloto aze." \v 16 Izae managna tadigne ôka ize iteno.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 \v 19 Reefa niala tiô aman'ny vaôka Jesosy ka niditra tao andragno, ny mpianane nagnadina Aze mombban'ny oatra natône. Oy Jesosy tamine: "Ianarô kôzane kele fisegna? siitanarô va fa ize reetra eo avelagne miditra ao agnatin'ny olona de simampaloto aze, satria sy miditra ao ampone izane fa ao ankibony iane ka mivôka ane aman'ny fivoana?" Izane no nolazen'i Jesosy mba atonga ny raana reetra omadio.
\v 17 Reefa niala tiô aman'ny vaôka Jesosy ka niditra tao andragno, ny mpianane nagnadina Aze mombban'ny oatra natône. \v 18 Oy Jesosy tamine: "Ianarô kôzane kele fisegna? siitanarô va fa ize reetra eo avelagne miditra ao agnatin'ny olona de simampaloto aze, \v 19 satria sy miditra ao ampone izane fa ao ankibony iane ka mivôka ane aman'ny fivoana?" Izane no nolazen'i Jesosy mba atonga ny raana reetra omadio.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 \v 22 \v 23 Oy indreka Ize: "Izay mivôka ave ao aman'ny olona no maloto aze. Fa ave ao agnatin'ny olona, de ave ao ampone no ivoany saindrase de ny favetavetana, ny alatra, ny famonon'olona, ny fizangazangazangana, ny fieremana, ny fizakan-drase, ny avonavona, ny fafokana. Izane zava-drase reetra izane no mivôka ave ao agnatin'ny olona, ka maloto anje."
\v 20 Oy indreka Ize: "Izay mivôka ave ao aman'ny olona no maloto aze. \v 21 Fa ave ao agnatin'ny olona, de ave ao ampone no ivoany saindrase de ny favetavetana, ny alatra, ny famonon'olona, \v 22 ny fizangazangazangana, ny fieremana, ny fizakan-drase, ny avonavona, ny fafokana. \v 23 Izane zava-drase reetra izane no mivôka ave ao agnatin'ny olona, ka maloto anje."

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 \v 26 Niala tiô Ize ka lasa nande tagne aman'ny faritanin'i Tyro sy Sidona ka niditra tô andragno indreka Ize ary niezaka sy ofantatrin'ny olona na zove na zove oe tiô Ize. Ize manka siafaka nivone. Kanefa niaraka tamin"izane indro viave reka nanana zanaka viave bitaka izae nise fagnae maloto ireka naregne an'i Jesosy ize, ka nagnatogna an'Anje sy nentongalitra tiô ankongone. Io ravevave io de grika avy aman'ny firenen'ny Syrofoinika. Niangave tamine ize mba andrôka ny demonia tamin'ny zanane viave.
\v 24 Niala tiô Ize ka lasa nande tagne aman'ny faritanin'i Tyro sy Sidona ka niditra tô andragno indreka Ize ary niezaka sy ofantatrin'ny olona na zove na zove oe tiô Ize. \v 25 Ize manka siafaka nivone. Kanefa niaraka tamin"izane indro viave reka nanana zanaka viave bitaka izae nise fagnae maloto ireka naregne an'i Jesosy ize, ka nagnatogna an'Anje sy nentongalitra tiô ankongone. \v 26 Io ravevave io de grika avy aman'ny firenen'ny Syrofoinika. Niangave tamine ize mba andrôka ny demonia tamin'ny zanane viave.

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 Oy Ize tamindraviave: "ôka ovoke aloa ny zaza. Satria sy mete raaa mangalaka ny mofon'ny zaza ka manome izane oan'ny kivà (amboa)." Nefa namale ilae viave nagnano tamine oe: "Eny Tompoko, ny kivà ao ambany latabatra aza de mba miinana ny sombisombine amian'ny mofon-jaza my."
\v 27 Oy Ize tamindraviave: "ôka ovoke aloa ny zaza. Satria sy mete raaa mangalaka ny mofon'ny zaza ka manome izane oan'ny kivà (amboa)." \v 28 Nefa namale ilae viave nagnano tamine oe: "Eny Tompoko, ny kivà ao ambany latabatra aza de mba miinana ny sombisombine amian'ny mofon-jaza my."

View File

@ -146,6 +146,10 @@
"07-06",
"07-08",
"07-11",
"07-14",
"07-17",
"07-20",
"07-24",
"09-47",
"09-49",
"10-05",