Thu Dec 15 2016 19:25:16 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-15 19:25:17 +03:00
parent 90f9741483
commit 643f438418
4 changed files with 5 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Nagnontane Ananje zarô: "Naoana zarô mpitondra fanjakana no magnambaraa fa simènse oave aloa Elia?" De oy Ize taminjarô: "Elia efa tonga vôlognane agnarina ny raa rehetra. Ary naoana no voasoratra fa ny Zanak'Olona de izale mafe aman'ny raa maro are oalan'olona? Nefa zakeko aminarô fa efa tonga Elia are nanin'olona tamine izegne tian'ny fonjarô, araka zagne zakegn'ny Tenin'Andriamanitra mombananje.
\v 11 Nagnontane Ananje zarô: "Naoana zarô mpitondra fanjakana no magnambaraa fa simènse oave aloa Elia?" \v 12 De oy Ize taminjarô: "Elia efa tonga vôlognane agnarina ny raa rehetra. Ary naoana no voasoratra fa ny Zanak'Olona de izale mafe aman'ny raa maro are oalan'olona? \v 13 Nefa zakeko aminarô fa efa tonga Elia are nanin'olona tamine izegne tian'ny fonjarô, araka zagne zakegn'ny Tenin'Andriamanitra mombananje.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Ary reefa nierigna tiô aman'ny mpianatra zarô, de nise olona maro nagnodidina anjarô ary zarô mpitondra fanjakana niaranga evitra taminjarô. Ary reefa naita an'i Jesosy zarô, de magnana ny olona lalina ka niazakazaka agnatogna ka nagnome ansafa Ananje. Ary nagnadina anjarô mpianane Ize nagnano oe: "Ino no mampisaala anarô aminjarô.
\v 14 Ary reefa nierigna tiô aman'ny mpianatra zarô, de nise olona maro nagnodidina anjarô ary zarô mpitondra fanjakana niaranga evitra taminjarô. \v 15 Ary reefa naita an'i Jesosy zarô, de magnana ny olona lalina ka niazakazaka agnatogna ka nagnome ansafa Ananje. \v 16 Ary nagnadina anjarô mpianane Ize nagnano oe: "Ino no mampisaala anarô aminjarô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 \v 19 Ary nise reka tamanjarô olona lalina namale nagnano oe: "Mpampianatra ô, nindôko aketo aminô ny zanakolae mise fagnae rase simampizaka ananje ize, ary nanambotra ananje io fanae rase io, ka nandavolavo ananje ary nandoa manore ize sy nampiade nife, ary lasa lavo niinjitra de nangataka taman'ny mpianatra ny tegnako mba amoaka fanae rase io iala amanaje. Kanefa sivitanjarô zane. Ary nizaka ananje Ize: "Ry taranaka simino, efa oviana no nitoerako teto amanarô? Ary efa ela no nandeferako tamanarô? Andose atỳ amanaa ny zaza."
\v 17 Ary nise reka tamanjarô olona lalina namale nagnano oe: "Mpampianatra ô, nindôko aketo aminô ny zanakolae mise fagnae rase simampizaka ananje ize, \v 18 ary nanambotra ananje io fanae rase io, ka nandavolavo ananje ary nandoa manore ize sy nampiade nife, ary lasa lavo niinjitra de nangataka taman'ny mpianatra ny tegnako mba amoaka fanae rase io iala amanaje. Kanefa sivitanjarô zane. \v 19 Ary nizaka ananje Ize: "Ry taranaka simino, efa oviana no nitoerako teto amanarô? Ary efa ela no nandeferako tamanarô? Andose atỳ amanaa ny zaza."

View File

@ -175,6 +175,8 @@
"09-04",
"09-07",
"09-09",
"09-11",
"09-14",
"09-47",
"09-49",
"10-05",