Tue Dec 13 2016 16:28:07 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-13 16:28:08 +03:00
parent 71155f04ae
commit 508e8b3107
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 7 Raha naita ny finoan-jarô, Jesosy de nizaka oe: Zanaka, navla ny elokanô." \v 6 Ary ireo mpitondra fanjakana nitoetra tiô de mimeninimenigna tao ampone oe: "Diso io lilae io! fa zove ize managna faefana hamela fahadisoana? Mizaka rasi Ize! Fa si Andriamanitra rekamiva no afaka magnono izne?"
\v 5 Raha naita ny finoan-jarô, Jesosy de nizaka taman'ilae lilae maleme oe: "Zanaka, navela ny elokanô." \v 6 Fa ireo mpitondra fanjakana nitoetra tiô de mimeninimenigna tao ampone oe: \v 7 "Diso io lilae io! fa zove ize managna faefana hamela fahadisoana? Mizaka rasi Ize! Fa si Andriamanitra rekamiva no afaka magnono izne?"