Tue Dec 13 2016 16:14:07 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-13 16:14:08 +03:00
parent 6b442692a0
commit 489ebb1028
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 2 \v 1 Reefa niverina tiô Kaperinaomy indreka Jesosy, afaka andro visivise, de regnin'ny olona fa tiô andragno Ize. \v 2 Ary bedebe ny olona nitangorognaTaminizané anefa de sy nise toerana malalaka intsone tiô andragno nade tiô ambarangarana aza, nanambara tamin-jarô ny tenin'Andriamanitra.
\c 2 \v 1 Reefa niverina tiô Kaperinaomy indreka Jesosy, afaka andro visivise, de regnin'ny olona fa tiô andragno Ize. \v 2 Ary bedebe ny olona nitangorognaTaminizané anefa de sy nise toerana malalaka intsone tiô andragno nade tiô ambarangarana aza, ary Jesosy nanambara ny tenin'Andriamanitra tamin-jarô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 De nise lilae laligna be nagnatogna Anaze izay nitondra maleme reka; izay notakonin'olona efadae. Ary satria si afaka nagnatogna an'i Jesosy izarô nony alalignan'ny vahoaka, de niakatra tagne an-tafotragno hangalaka ny tafo izarô ka nam-pandrognony ilay lilae malelme taminy fandriane tiô anatrehanỳ Jesosy.
\v 3 De nise lilae laligna be nagnatogna Ananje izay nitondra lilae maleme reka; izay notakonin'olona efadae. \v 4 Ary satria si afaka nagnatogna an'i Jesosy izarô nony alalignan'ny vahoaka, de niakatra tagne an-tafotragno hangalaka ny tafo izarô ka nam-pandrognony ilay lilae malelme taminy fandriane tiô anatrehanỳ Jesosy.