Thu Dec 15 2016 17:52:11 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-15 17:52:12 +03:00
parent 7fa298271f
commit 433d7d398a
4 changed files with 7 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 Jesosy nizaka tamanjaro oe ."Managna finona an'Andriamanitra .Zakeko aminaro marina Tokoa fa na zove na zove no mizaka amin'ity tavirana ity oe. " mifindra agne andraomasina, " Ka simisalasala ao ampone fa mino o tonga izay zavatra nazakena, de taaka izane ny fomba fiasan'Andriamanitra.
\v 23 Jesosy nizaka tamanjaro oe ."Managna finona an'Andriamanitra. \v 22 Zakeko aminaro marina Tokoa fa na zove na zove no mizaka amin'ity tavirana ity oe. " mifindra agne andraomasina, " Ka simisalasala ao ampone fa mino o tonga izay zavatra nazakena, de taaka izane ny fomba fiasan'Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 \v 26 Noizane de mizaka aminaro Aho fa izay zavatra reetra angatanaro de minoa fa otanga aminaro izane . Raa misangana mivavaka anaro ka mise olona reka amagnaro alaelo, de avelao ny elokananje, mba amelaning Rainareo any andanitra ny eloka anaro. Fara simamela eloka kosa anaro, de sy mamela ny eloka anaro ny Rainaro agne andanitra.
\v 24 Noizane de mizaka aminaro Aho fa izay zavatra reetra angatanaro de minoa fa otanga aminaro izane . \v 25 Raa misangana mivavaka anaro ka mise olona reka amagnaro alaelo, de avelao ny elokananje, mba amelaning Rainareo any andanitra ny eloka anaro. \v 26 Fara simamela eloka kosa anaro, de sy mamela ny eloka anaro ny Rainaro agne andanitra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 De nande nankagne Jerosalema izaro ary ra nisangasangana tio ankianjan'ny Tempole Jesosy, de ave nagnatogna ananje ny loandoanireo mpisorogna sy ireo mpitondra fanjakana ary ny loolona. Ka nizaka tamin'ny oe:" Fa faefana avy taiza no anovano ireo zavatra ireo, ary ive no nagnome ano faefana ".
\v 27 De nande nankagne Jerosalema izaro ary ra nisangasangana tio ankianjan'ny Tempole Jesosy, de ave nagnatogna ananje ny loandoanireo mpisorogna sy ireo mpitondra fanjakana ary ny loolona. \v 28 Ka nizaka tamin'ny oe:" Fa faefana avy taiza no anovano ireo zavatra ireo, ary ive no nagnome ano faefana ".

View File

@ -106,6 +106,9 @@
"11-13",
"11-15",
"11-17",
"11-20"
"11-20",
"11-22",
"11-24",
"11-27"
]
}