Tue Dec 13 2016 17:20:05 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-13 17:20:06 +03:00
parent bb2481d384
commit 3695a380f8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Izane no ataoko de mba afantaranarô fa managna faefana hamela fahadisoana aty antane ny Zanak'olona," \v 11 de nizaka tamin'ny ilae maleme Ize oe: "Zakeko aminô batio ny fandrianô de mandana mode." \v 12 De nisanga ilae maleme ka nibata ny fandriane, ary nivoaka amilae tragno ize teo anivon'ny olona maro, ka de gaga taminizane izarô ka nidera an'Andriamanitra ary nizaka oe: "Sy mbola naita raha karanize ize."
\v 10 Izane no ataoko de mba afantaranarô fa managna faefana hamela fahadisoana aty antane ny Zanak'olona," \v 11 de nizaka tamin'ny ilae maleme Ize oe: "Zakeko aminô batio ny fandrianô de mandana mode." \v 12 De nisangana ave atrane ize ka nibata ny fandriane, ary nivoaka amilae tragno ize teo anivon'ny olona maro, ka de gaga taminizane izarô ka nidera an'Andriamanitra ary nizaka oe: "Sy mbola naita raha karanize ize."