Tue Dec 13 2016 15:02:33 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2016-12-13 15:02:34 +03:00
parent f4b278f5b1
commit 2c4c525954
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 6 \v 1 \v 2 \v 3 Ary Jesosy de nialaio toerana io ka namonzy ny tanindrazane, ary de nomba ananje ny mpianany. Ary raa ave ny andro Sabata de nampianatra tamn'ny Synagoga Ize.Lalina no nagnana ny olona nitene ananje ka nizaka oe: "Ave takaza izo raa maro izô?" "Avekaza ny faendreny?" "INo no hagnanovane raa mamagnana karanizane. Sy zanakam-pandrafitra ve io? Sy zanaky Mary ve igne? Sy tambokoreka aman'i Zakoba sy Josesy sy Jodasy ary Simona? Ireo anakaviny ve sy miaraka amansena aketo?" Fantansena. Ary somary tafatoina taman'i Jesosy izarô.
\c 6 \v 1 \v 3 Ary Jesosy de nialaio toerana io ka namonzy ny tanindrazane, ary de nomba ananje ny mpianany. \v 2 Ary raa ave ny andro Sabata de nampianatra tamn'ny Synagoga Ize.Lalina no nagnana ny olona nitene ananje ka nizaka oe: "Ave takaza izo raa maro izô?" "Avekaza ny faendreny?" "Ino no hagnanovane raa mamagnana karanizane. Sy zanakam-pandrafitra ve io? Sy zanaky Mary ve igne? Sy tambokoreka aman'i Zakoba sy Josesy sy Jodasy ary Simona? Ireo anakaviny ve sy miaraka amansena aketo?" Fantansena. Ary somary tafatoina taman'i Jesosy izarô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 56 Fa na takaza na takaza ningane, na tanàna lebe na tegny aman'ny voitra bitika, dia nandô tiô aman'ny tokotany ny marare, ka nengaviana Ize mba aazo iisatra morona akanjony. Fa
\v 56 Fa na takaza na takaza ningane, na tanàna lebe na tegny aman'ny voitra bitika, dia nandô tiô aman'ny tokotany ny marare, ka nengaviana Ize mba aazo iisatra morona akanjony. Fazegny reetra niisatra izane de naeree.