jks222111_bzc_mrk_text_reg/15/33.txt

1 line
397 B
Plaintext
Raw Normal View History

2016-12-15 12:30:20 +00:00
\v 35 Taman'ny andro faaenina de menka mizina ny andro reeta ary naaritra taman'ny ora faasive izegne. \v 33 Ary taan'izegne ora faasive izegne de nangekeka taman'ny feo maery i Jesosy: "Eloi, Eloi, lama sabachtani?" Zegne midika oe: "Andriamanitra, Andriamanitra ô, Naoana no nilôzanô ao?" \v 34 Ny sasane zegne tiô ka naregne izegne nozakegne de nizaka oe antegno fa magnanso an'i Elia Ize."