jdwood_plt_isa_text_ulb/61/04.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 4 Hanangana indray ireo rava taloha izy ireo; hamerina indray ireo fandravana teo aloha izy ireo. Hamerina indray ireo tanàna rava izy ireo, ireo fandravana tamin'ny taranaka maro teo aloha. \v 5 Hitsangana ary hamahana an'ireo ondry aman'osinareo ireo vahiny, ary ireo zanaka lahin'ny vahiny hiasa ny sahanareo sy ny tanim-boalobokareo.