jdwood_plt_isa_text_ulb/61/03.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 3 Naniraka ahy Izy—mba hanome ho an'ireo izay misaona tao Ziona—mba hanome satroka ho azy ireo fa tsy lavenona, diloilom-pifaliana fa tsy fisaonana, lamba fiderana ho solon'ny faharerahan'ny fanahy, mba hiantsoana azy ireo hoe hazon'ny fahamarinana, ilay nambolen'i Yaveh, mba homem-boninahitra izy.