jdwood_plt_isa_text_ulb/52/13.txt

1 line
247 B
Plaintext

\v 13 Indro, hiasa am-pahendrena ny mpanompoko; ho ambony sy hisandratra izy, ary ho avo indrindra. \v 14 Fa toy ny nigagan'ny maro taminao— dia simba loatra tsy toy ny an'olombelona ny tavany, ary tsy hita toy ny olombelona intsony ny endriny.