jdwood_plt_isa_text_ulb/52/02.txt

1 line
241 B
Plaintext

\v 2 Ahintsano ny vovoka amin'ny tenanareo; miarena ary mipetraha, ry Jerosalema; esory ny rojo vy eo am-bozonao, baboy, ry zanaka vavin'i Ziona. \v 3 Fa izao no lazain'i Yaveh hoe: "Namidy maimaimpoana ianareo, ary ho vonjena maimaimpoana."