jdwood_plt_isa_text_ulb/11/12.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 12 Hametraka faneva ho an'ireo firenena Izy ary hanangona ireo voaroakan'Israely sy ireo voaelin'i Joda avy any amin'ny zorony efatry ny tany. \v 13 Hamadika ny fanirian'i Efraima Izy, ary ho fongorana ny fankahalan'i Joda. Tsy haniry an'i Joda ny Efraima, ary Joda tsy hankahala an'i Efraima intsony.