jdwood_plt_isa_text_ulb/11/06.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 6 Ary ny amboadia hiara-hiaina amin'ny zanak'ondry, ary ny leoparda hiara-mandry amin'ny zanak'osy, zanak'omby, ny liona tanora ary ny ombikely hatavezina. Zazakely no hitarika azy ireo. \v 7 Ny ombivavy sy ny bera dia hiara-hiraoka, ary ny zanak'izy ireo hiara-mandry. Ny liona dia hihinana mololo tahaka ny omby.