jdwood_plt_isa_text_ulb/53/08.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 8 Tamin'ny faneriterena sy fitsarana no niampangana azy; iza tamin'io taranaka io no mbola mieritreritra ny momba azy? Fa naringana tamin'ny tanin'ny velona izy; noho ireo fandikan-dalàn'ny oloko dia natao teo aminy ny fanasaziana. \v 9 Nataon'izy ireo niaraka tamin'ireo jiolahy ny fasany, niaraka tamin'ny lehilahy manan-karena tamin'ny fahafatesany, na dia tsy nanao herisetra na hoe nisy fitaka aza teo imolony.