jdwood_plt_isa_text_ulb/53/07.txt

1 line
232 B
Plaintext

\v 7 Nampahoriana izy; kanefa mbola nanetry tena ihany, tsy nanokatra ny vavany izy; tsy nanokatra ny vavany tahaka ny zanak'ondry izay tarihina ho any amin'ny famonoana; sy tahaka ny ondry izay mangina manoloana ny mpanety azy izy.