jdwood_plt_isa_text_ulb/53/01.txt

1 line
357 B
Plaintext

\c 53 \v 1 Iza no nino izay reny avy taminay, ary tamin'iza no nampisehoana ny sandrin'i Yaveh? \v 2 Fa nitombo tahaka ny zana-kazo madinika teo anatrehan'i Yaveh izy, ary tahaka ny tsimoka avy ao amin'ny tany karankaina; tsy nanana hatsaran-tarehy mahatalanjona na famirapiratana izy; rehefa mijery azy isika, dia tsy nisy hatsarana manintona antsika teny.