jdwood_plt_isa_text_ulb/10/30.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 30 Mikiakiaha mafy, ry zanaka vavin'i Galima! Aoka ho liana, ry Laisy! Indrisy ry Anatota mahantra. \v 31 Mandositra i Madmena, ary ireo mponin'i Gebima dia mihazakazaka ho amin'ny fiarovana. \v 32 Amin'io andro io mihitsy no hijanona ao Noba izy ka hanozongozona ny totohondriny any an-tendrombohitry ny zanaka vavin'i Ziona, ilay havoan'i Jerosalema.