jdwood_plt_isa_text_ulb/24/14.txt

1 line
260 B
Plaintext

\v 14 Hanandratra ny feony sy hiantso ny voninahitr'Andriamanitra, ary hihiaka am-pifaliana avy amin'ny ranomasina izy ireo.\v 15 Noho izany dia mankalaza an'i Yaveh any atsinana, manome voninahitra ny anaran'i Yaveh, Andriamanitr'i Israely ao amin'ireo nosy.