\v 12 Faharavana sisa no eo amin'ny tanàna, ary ny vavahady dia potika. \v 13 Fa toy izany no ho amin'ny tany rehetra eo amin'ny firenena, tahaka ny hazo oliva voakapoka, tahaka ny fitsimponam-boaloboka rehefa vita ny fiotazana.