jdwood_plt_isa_text_ulb/24/10.txt

1 line
179 B
Plaintext

\v 10 Rava ny tanànan'ny fikorontanana; mihidy sy foana avokoa ireo trano rehetra.\v 11 Misy tabataba noho'ny divay eny an-dalambe; maizina ny haravoana, nanjavona ny fifaliana.