jdwood_plt_isa_text_ulb/07/13.txt

1 line
542 B
Plaintext

\v 13 Koa namaly Isaia hoe: "Henoy, ry fianakavian'i Davida. Tsy ampy anareo vahoaka ve ny mitsapa ny faharetan'ny vahoaka? Tsy maintsy mitsapa ny faharetan'ny Andriamanitro koa ve ianareo? \v 14 Noho izany dia ny Tompo tenany no hanome famantarana anareo: indro, hanan'anaka ilay tovovavy, hiteraka zazalahy, ary hiantso ny anarany hoe Imanoela. [Fanamarihana: Raha tokony hoe: "Ilay tovovavy", dia ny dikan-teny sasany manao hoe: "ny tovovavy."] \v 15 Hihinana rononomandry sy tantely izy rehefa mahay mandà ny ratsy ary misafidy ny tsara.