1 line
348 B
Plaintext
1 line
348 B
Plaintext
\v 10 Niresaka tamin'i Ahaza indray ny Tompo hoe: [Fanamarihana: Raha tokony hoe: "Niresaka ny Tompo", dia ny dikan-teny sasany manao hoe: "Niresaka Yaveh."] \v 11 "Mangataha famantarana amin'i Yaveh Andriamanitrao; mangataha an'izany amin'ny lalina na amin'ny hahavon'ny ambony." \v 12 Fa hoy Ahaza hoe: "Tsy hangataka aho, na hitsapa an'i Yaveh." |