jdwood_plt_isa_text_ulb/53/01.txt

1 line
349 B
Plaintext

\c 53 \v 1 \v 2 Izay mino izay reny avy taminay, ary tamin'iza no nanambarana ny sandrin'i Yaveh? Fa nitombo tahaka ny zana-kazo madinika teo anatrehan'i Yaveh izy, ary tahaka ny tsimoka avy ao amin'ny tany karankaina. Tsy nanana hatsaran-tarehy mahatalanjona na famirapiratana izy; rehefa mijery azy isika, dia tsy misy hatsarana manintona antsika.