jdwood_plt_isa_text_ulb/16/01.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 1 Andefaso omby aman'osy ny mpitondra ny tany avy any Sela any an'efitra, hatrany amin'ny tendrombohitry ny zanaka vavin'i Ziona. \v 2 Tahaka ireo vorona mpirenireny, tahaka ireo akany miparitaka, ny vadin'i Moaba dia ho ao amin'ny fitana any amin'ny reniranon'i Arnona.