jdwood_plt_isa_text_ulb/57/03.txt

1 line
248 B
Plaintext

Fa mankanesa eto, ianareo zanaky ny mpanao ody, zanaky ny mpampirafy ary ny vehivavy izay efa nivarotra ny tenany. Iza no esoanareo amin-kafaliana? Amin'iza no anokafanareo vava sy hivazavanareo? Moa ve tsy zanaka mpikomy, zanaka mpamitaka ianareo?