jdwood_plt_isa_text_ulb/10/28.txt

1 line
225 B
Plaintext

\v 28 Tonga tao Aiata ny fahavalo ary nandalo an'i Migrona; tany Mikmasy no nitehirizany ireo vatsiny. \v 29 Niampita tamin'ny fandalovana izy ireo ary nitoetra tao Geba. Nihovitrovitra i Rama ary nandositra i Gibean'i Saoly.