jdwood_plt_isa_text_ulb/10/20.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 20 Amin'izany andro izany, ireo Israely sisa, ireo fianakavian'i Jakoba izay nitsoaka, dia tsy hiantehitra amin'ilay iray izay nandresy azy ireo intsony, fa hiankina amin'i Yaveh tokoa, dia ilay Iray Masin'Israely. \v 21 Izay tavela amin'i Jakoba dia hiverina any amin'ilay Andriamanitra mahery.