jdwood_plt_isa_text_ulb/53/10.txt

1 line
515 B
Plaintext

\v 10 \v 11 Fa mbola sitrapon'Yaveh ny hamotika azy sy manao azy ho marary. Rehefa nataony ho sorona ho an'ny fahotana ny ainy, hahita ny fisasarany izy, hanalava ny androny izy, ary ny tanjon'i Yaveh dia ho tanteraka amin'ny alalany. Aorian'ny fijaliany teo amin'ny fiainany, dia hahita fahazavana izy ary ho afa-po amin'ny fahalalany. [Fanamarihana: Raha tokony hoe: "Aorian'ny fijaliany tamin'ny fiainany" ny dikan-teny vaovao sasany dia hoe: "Hatrany amin'ny fijaliany tamin'ny fiainana dia hahita vokany izy."]