jdwood_plt_isa_text_ulb/53/08.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 8 \v 9 Tamin'ny faneriterena sy fitsarana no niampangana azy, moa izay avy amin'io taranaka io ve mbola hieritreritra momba azy? Fa noringanina tamin'ny tanin'ny velona izy, noho ireo fandikan-dalàn'ny oloko dia natao azy ny fanasaziana. Nataon'izy ireo niaraka tamin'ireo jiolahy ny fasany, miaraka amin'ny lehilahy manan-karena tamin'ny fahafatesany, na dia tsy nanao herisetra na hoe nisy fitaka aza teo imolony.