jdwood_plt_isa_text_ulb/32/19.txt

1 line
219 B
Plaintext

\v 19 Kanefa raha misy ireo havandra dia ho simba ny ala, ka dia ringana tanteraka ny tanàna, \v 20 ianao izay mamafy eny akaikin'ireo onja dia ho voatahy, ianao izay mamoaka ireo ombinao sy ireo borikinao mba hiraoka.